<-
->

Lio / Lk 11:30 For as Jonas was a sign unto the Ninevites, so shall also the Son of man be to this generation. Fa tahaka an' i Jona izay famantarana tamin' ny Ninivita, dia ho toy izany koa ny Zanak' olona amin' ity taranaka ity. Fa tahaka ny naha-famantarana an' i Jonasa tamin' ny olona tany Niniva no haha-famantarana ny Zanak' olona koa amin' ity taranaka ity. Car, tout comme Jonas devint un signe pour les Ninivites, de même le Fils de l' homme en sera un pour cette génération.