<-
->

Lio / Lk 11:32 The men of Nineve shall rise up in the judgment with this generation, and shall condemn it: for they repented at the preaching of Jonas; and, behold, a greater than Jonas is here. Ny olona tany Ninive hiara-mitsangana amin' ity taranaka ity amin' ny andro fitsarana ka hanameloka azy, fa izy nibebaka tamin' ny nitorian' i Jona teny; nefa, indro, misy lehibe noho Jona eto. Hiara-mitsangana amin' ity taranaka ity ny olona tany Niniva amin' ny andro fitsarana ka hanameloka azy, satria nibebaka tamin' ny toritenin' i Jonasa izy ireny, nefa indro misy mihoatra noho Jonasa eto. Les hommes de Ninive se dresseront lors du Jugement avec cette génération et ils la condamneront, car ils se repentirent à la proclamation de Jonas, et il y a ici plus que Jonas !