<-
->

Lio / Lk 16:16 The law and the prophets were until John: since that time the kingdom of God is preached, and every man presseth into it. Ny lalàna sy ny mpaminany dia hatramin' i Jaona; ary hatramin' izany no efa nitoriana ny filazantsaran' ny fanjakan' Andriamanitra, ary misesika izay rehetra miditra eo. Ny Lalàna sy ny Mpaminany no niroso hatramin' i Joany, fa hatramin' i Joany kosa dia ny fanjakan' Andriamanitra no torina, ka samy mikezaka hiditra ao ny olona. " Jusqu'à Jean ce furent la Loi et les Prophètes ; depuis lors le Royaume de Dieu est annoncé, et tous s' efforcent d' y entrer par violence.