<-
->

Lio / Lk 17:11 And it came to pass, as he went to Jerusalem, that he passed through the midst of Samaria and Galilee. Ary raha niakatra ho any Jerosalema Jesosy, dia nandeha namaky an' i Samaria sy Galilia. Nony nandeha ho any Jerosalema Jeso, dia nanara-tsisina an' i Samaria sy Galilea. Et il advint, comme il faisait route vers Jérusalem, qu' il passa aux confins de la Samarie et de la Galilée.