<-
->

Lio / Lk 19:11 And as they heard these things, he added and spake a parable, because he was nigh to Jerusalem, and because they thought that the kingdom of God should immediately appear. Ary raha mbola nihaino izany ny olona, dia nandroso niteny ihany Jesosy ka nanao fanoharana, satria efa akaiky an' i Jerosalema Izy, ka nataon' ny olona fa hiseho faingana ny fanjakan' Andriamanitra. Raha mbola nihaino izany ny olona dia nanao ity fanoharana ity koa Jeso, fa efa akaikin' i Jerosalema izy, ary nataon' ny olona fa ny fanjakan' Andriamanitra hiseho miaraka amin' izay, Comme les gens écoutaient cela, il dit encore une parabole, parce qu' il était près de Jérusalem, et qu' on pensait que le Royaume de Dieu allait apparaître à l' instant même.