<-
->

Lio / Lk 19:9 And Jesus said unto him, This day is salvation come to this house, forsomuch as he also is a son of Abraham. Ary hoy Jesosy taminy: Anio no tonga eto amin' ity trano ity ny famonjena, fa izy dia zanak' i Abrahama koa. Dia hoy Jeso taminy: Tonga amin' ity trano ity androany ny famonjena, satria zanak' i Abrahama koa ity lehilahy ity, Et Jésus lui dit : " Aujourd' hui le salut est arrivé pour cette maison, parce que lui aussi est un fils d' Abraham.