<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Luke |
[Baiboly 1865] Lioka |
[Baiboly Katolika] Lioka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Luc |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Lio / Lk 23:35 | And the people stood beholding. And the rulers also with them derided him, saying, He saved others; let him save himself, if he be |
Ary ny olona nijanona teo ka nijery. Ary ny loholona kosa mba nandatsa ka nanao hoe: Namonjy ny sasany Izy; aoka hovonjeny ny tenany, raha Izy no Kristin' Andriamanitra, dia Ilay nofidina. | Ny vahoaka nijanona nijery teo, ary ny loholona avy no nandatsa azy nanao hoe: Namonjy ny sasany izy ka aoka hamonjy ny tenany, raha izy no Kristin' Andriamanitra, ilay voafidy. | Le peuple se tenait là, à regarder. Les chefs, eux, se moquaient : " Il en a sauvé d' autres, disaient-ils ; qu' il se sauve lui-même, s' il est le |