<-
->

Lio / Lk 23:51 (The same had not consented to the counsel and deed of them;) he was of Arimathaea, a city of the Jews: who also himself waited for the kingdom of God. Izany lehilahy izany tsy nanaiky ny hevitra sy ny nataon' ny sasany; avy tany Arimatia, tanànan' ny Jiosy, izy sady niandry ny fanjakan' Andriamanitra. tsy mba nisy neken' izy io na ny hevi-dratsin' ny sasany na ny nataon' izy ireo; avy any Arimatia tanànan' i Jodea izy, ary mba nanantena ny fanjakan' Andriamanitra koa. Celui-là n' avait pas donné son assentiment au dessein ni à l' acte des autres. Il était d' Arimathie, ville juive, et il attendait le Royaume de Dieu.