<-
->

Lio / Lk 23:7 And as soon as he knew that he belonged unto Herod' s jurisdiction, he sent him to Herod, who himself also was at Jerusalem at that time. Ary rehefa fantany fa avy tamin' ny tany tapahin' i Heroda Izy, dia nampanatitra Azy tany amin' i Heroda izy, fa tany Jerosalema koa Heroda tamin' izany andro izany. ka nony fantany fa hoe avy amin' ny tany fehezin' i Heroda izy, dia nampanateriny tany amin' i Heroda, izay tao Jerosalema koa tamin' izany andro izany. Et s'étant assuré qu' il était de la juridiction d' Hérode, il le renvoya à Hérode qui se trouvait, lui aussi, à Jérusalem en ces jours-là.