<-
->

Lio / Lk 24:46 And said unto them, Thus it is written, and thus it behoved Christ to suffer, and to rise from the dead the third day: Ary hoy Izy taminy: Izany no voasoratra, fa Kristy hiaritra ka hitsangana amin' ny maty amin' ny andro fahatelo; ka hoy izy taminy: Araka ny voasoratra dia tsy maintsy hijaly ny Kristy sy hitsangana amin' ny maty amin' ny andro fahatelo, et il leur dit : " Ainsi est-il écrit que le Christ souffrirait et ressusciterait d' entre les morts le troisième jour,