<-
->

Lio / Lk 24:47 And that repentance and remission of sins should be preached in his name among all nations, beginning at Jerusalem. ary mba hotorina amin' ny anarany ny fibebahana sy ny famelan-keloka amin' ny firenena rehetra, manomboka eto Jerosalema. ary tsy maintsy torìna amin' ny firenen-drehetra, miantomboka amin' i Jerosalema, ny fibebahana sy ny famelan-keloka amin' ny anarany. et qu' en son Nom le repentir en vue de la rémission des péchés serait proclamé à toutes les nations, à commencer par Jérusalem.