<-
->

Lio / Lk 4:27 And many lepers were in Israel in the time of Eliseus the prophet; and none of them was cleansed, saving Naaman the Syrian. Ary maro no boka teo amin' ny Isiraely tamin' ny andron' i Elisa mpaminany, nefa tsy mba nisy nodiovina na dia iray akory aza fa Namàna Syriana ihany. ary be koa no boka tao amin' Israely tamin' ny andron' i Elisea mpaminany, nefa tsy nisy sitrana na iray aza, fa Naamàna Siriana ihany. Il y avait aussi beaucoup de lépreux en Israël au temps du prophète Élisée ; et aucun d' eux ne fut purifié, mais bien Naaman, le Syrien. "