<-
->

Lio / Lk 5:10 And so was also James, and John, the sons of Zebedee, which were partners with Simon. And Jesus said unto Simon, Fear not; from henceforth thou shalt catch men. Ary toy izany koa Jakoba sy Jaona, zanak' i Zebedio, izay niombon-draharaha tamin' i Simona. Dia hoy Jesosy tamin' i Simona: Aza matahotra; hatramin' izao ankehitriny izao dia olona kosa no ho azonao. ary toy izany koa Jakoba sy Joany zanak' i Zebede izay iray raharaha tamin' i Simona. Dia hoy Jeso tamin' i Simona: Aza matahotra, fa hatramin' izao dia hanarato olona hianao. pareillement Jacques et Jean, fils de Zébédée, les compagnons de Simon. Mais Jésus dit à Simon : " Sois sans crainte ; désormais ce sont des hommes que tu prendras. "