<-
->

Lio / Lk 5:33 And they said unto him, Why do the disciples of John fast often, and make prayers, and likewise the disciples of the Pharisees; but thine eat and drink? Ary hoy izy ireo taminy: Ny mpianatr' i Jaona mifady hanina matetika sy mivavaka, ary ny an' ny Fariseo koa mba tahaka izany ihany, fa ny Anao kosa mihinana sy misotro ihany. Dia hoy indray ry zareo taminy: Nahoana no ny mpianatr' i Joany sy ny an' ny Farisiana mifady hanina matetika sy mivavaka lalandava, fa ny anao kosa mihinana sy misotro ihany? Mais eux lui dirent : " Les disciples de Jean jeûnent fréquemment et font des prières, ceux des Pharisiens pareillement, et les tiens mangent et boivent ! "