<-
->

Lio / Lk 6:17 And he came down with them, and stood in the plain, and the company of his disciples, and a great multitude of people out of all Judaea and Jerusalem, and from the sea coast of Tyre and Sidon, which came to hear him, and to be healed of their diseases; Ary Jesosy niara-nidina tamin' ireo, dia nijanona teo an-kamarenana Izy sy ny mpianany maro mbamin' ny vahoaka betsaka avy tany Jodia rehetra sy Jerosalema, ary avy tany amoron-dranomasina any Tyro sy Sidona, izay tonga mba hihaino Azy sy hositranina amin' ny aretiny; Dia niara-nidina tamin' izy ireo izy ka nankeo amin' ny tany lemaka izay nijanonan' ny mpianany maro sy ny vahoaka betsaka avy tany Jodea rehetra sy Jerosalema, ary ny tanin' i Tira sy Sidòna amoron-tsiraka, Descendant alors avec eux, il se tint sur un plateau. Il y avait là une foule nombreuse de ses disciples et une grande multitude de gens qui, de toute la Judée et de Jérusalem et du littoral de Tyr et de Sidon,