<-
->

Lio / Lk 9:19 They answering said, John the Baptist; but some say, Elias; and others say, that one of the old prophets is risen again. Dia namaly ireo ka nanao hoe: Jaona Mpanao-batisa; nefa ny sasany kosa manao Anao ho Elia, ary ny sasany indray manao hoe: Ny anankiray amin' ny mpaminany fahiny no efa nitsangana. Ary namaly ireo ka nanao hoe: Ny sasany manao hoe Joany Batista, ny sasany milaza hoe Elia, ary ny sasany manao hoe: ny anankiray amin' ny mpaminany taloha no nitsangana tamin' ny maty. Ils répondirent : " Jean le Baptiste ; pour d' autres, Élie ; pour d' autres, un des anciens prophètes est ressuscité. " -