<-
->

Lio / Lk 9:28 And it came to pass about an eight days after these sayings, he took Peter and John and James, and went up into a mountain to pray. Ary rehefa tokony ho havaloana taorian' izany teny izany, dia nitondra an' i Petera sy Jaona ary Jakoba Izy ka niakatra tany an-tendrombohitra hivavaka. Rahefa tokony ho havaloana taorian' ny nilazany an' izany, dia nitondra an' i Piera sy Jakoba ary Joany izy ka niakatra tany an-tendrombohitra mba hivavaka. Or il advint, environ huit jours après ces paroles, que, prenant avec lui Pierre, Jean et Jacques, il gravit la montagne pour prier.