<-
->

Lio / Lk 9:49 And John answered and said, Master, we saw one casting out devils in thy name; and we forbad him, because he followeth not with us. Ary Jaona namaly ka nanao hoe: Tompoko, izahay nahita anankiray namoaka demonia tamin' ny anaranao, ka noraranay izy, satria tsy manaraka antsika. Dia niteny Joany nanao hoe: Ry Mpampianatra ô, nahita olona anankiray nandroaka demony tamin' ny anaranao izahay, ka noraranay, satria tsy namantsika izy; Jean prit la parole et dit : " Maître, nous avons vu quelqu' un expulser des démons en ton nom, et nous voulions l' empêcher, parce qu' il ne te suit pas avec nous. "