<-
->

Lio / Lk 9:8 And of some, that Elias had appeared; and of others, that one of the old prophets was risen again. ary hoy ny sasany: Elia no efa niseho; fa hoy kosa ny sasany: Ny anankiray amin' ny mpaminany fahiny no efa nitsangana. Joany no nitsangana tamin' ny maty; ny sasany nilaza hoe: Elia no niseho; ary ny sasany nanao hoe: Ny anankiray tamin' ny mpaminany taloha no efa nitsangana tamin' ny maty. certains : " C' est Élie qui est reparu " ; d' autres : " C' est un des anciens prophètes qui est ressuscité ".