<-
->

Lio / Lk 9:9 And Herod said, John have I beheaded: but who is this, of whom I hear such things? And he desired to see him. Fa hoy Heroda: Raha Jaona, dia izaho no efa nanapaka ny lohany; fa iza indray moa Izao, izay reko fa manao izany zavatra izany? Ary izy nitady hahita Azy. Dia hoy kosa Heroda: Raha ny amin' i Joany, dia efa nasaiko notapahin-doha izy, ka iza indray àry izao olona reko manao zava-dehibe izao? Dia naniry hahita azy izy. Mais Hérode dit : " Jean ! moi je l' ai fait décapiter. Quel est-il donc, celui dont j' entends dire de telles choses ? " Et il cherchait à le voir.