<-
->

Deo / Dt 1:27 And ye murmured in your tents, and said, Because the Lord hated us, he hath brought us forth out of the land of Egypt, to deliver us into the hand of the Amorites, to destroy us. Dia nimonomonona tao an-dainareo ianareo ka nanao hoe: Halan' i Jehovah isika, no nitondrany antsika nivoaka avy tany Egypta hanolorany antsika eo an-tànan' ny Amorita handringanana antsika. Nimonomonona tany an-dainareo hianareo, nanao hoe: Ny fankahalan' ny Tompo antsika no nitondrany antsika nivoaka tany amin' ny tany Ejipta mba hanolorany antsika ho eo an-tànana' ny Amoreana, sy handrigananany antsika. et vous avez déblatéré dans vos tentes en disant : " C' est en haine de nous que Yahvé nous a fait sortir du pays d'Égypte, pour nous livrer au pouvoir des Amorites et pour nous détruire.