<-
->

Deo / Dt 11:24 Every place whereon the soles of your feet shall tread shall be yours: from the wilderness and Lebanon, from the river, the river Euphrates, even unto the uttermost sea shall your coast be. Ny tany rehetra izay hodiavin' ny faladian' ny tongotrareo dia ho anareo: hatramin' ny efitra sy Libanona ary hatramin' ny ony Eofrata ka hatramin' ny ranomasina andrefana no ho fari-taninareo. Ho anareo avokoa ny tany rehetra hodiavin' ny faladian-tongotrareo; hatramin' ny efitra ka hatrany Libàna, ary hatramin' ny ony Eofrata ka hatramin' ny ranomasina andrefana, no ho faritaninareo. Tout lieu que foulera la plante de vos pieds sera vôtre ; depuis le désert, depuis le Liban, depuis le Fleuve, le fleuve Euphrate, jusqu'à la mer Occidentale s'étendra votre territoire.