<-
->

Deo / Dt 11:30 Are they not on the other side Jordan, by the way where the sun goeth down, in the land of the Canaanites, which dwell in the champaign over against Gilgal, beside the plains of Moreh? Tsy any an-dafin' i Jordana va izy roa, any ankoatry ny lalana andrefana, amin' ny tanin' ny Kananita, izay monina eo amin' ny tani-hay tandrifin' i Gilgaly, eo anilan' ny hazo terebintan' i More? Ireo tendrombohitra roa ireo, dia moa tsy any an-dafin' i Jordany ambadiky ny làlana mihazo any andrefana, any amin' ny tanin' ny Kananeana, monina amin' ny Arabaha, tandrifin' i Galgalà, akaikin' ny terebintan' i More? Ces monts, on le sait, se trouvent au-delà du Jourdain, sur la route du couchant, dans le pays des Cananéens qui habitent la Araba, vis-à-vis de Gilgal, auprès du Chêne de Moré.