<-
->

Deo / Dt 13:11 And all Israel shall hear, and fear, and shall do no more any such wickedness as this is among you. Ary torahy vato ho faty izy, satria izy efa nitady hitaona anao hiala amin' i Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta, tamin' ny trano nahandevozana. Ary handre izany Israely rehetra, dia ho raiki-tahotra ka tsy hanao izany heloka bevava izany eo aminao intsony. Tu le lapideras jusqu'à ce que mort s' ensuive, car il a cherché à t'égarer loin de Yahvé ton Dieu, qui t' a fait sortir du pays d'Égypte, de la maison de servitude.