<-
->

Deo / Dt 15:15 And thou shalt remember that thou wast a bondman in the land of Egypt, and the Lord thy God redeemed thee: therefore I command thee this thing to day. Ary tsarovy fa andevo tany amin' ny tany Egypta ianao, nefa Jehovah Andriamanitrao efa nanavotra anao, koa izany no andidiako anao izao zavatra izao anio. Tsarovy fa efa mba andevo tany amin' ny tany Ejipta hianao, saingy nanafaka anao Iaveh Andriamanitrao, ka izany no anomezako anao anio izao didy izao. Tu te souviendras que tu as été en servitude au pays d'Égypte et que Yahvé ton Dieu t' a racheté : voilà pourquoi je te donne aujourd' hui cet ordre.