<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 16:1 | Observe the month of |
Tandremo ny volana Abiba, ka ataovy ny Paskan' i Jehovah Andriamanitrao fa tamin' ny volana Abiba no nitondran' i Jehovah Andriamanitrao anao nivoaka avy tany Egypta tamin' ny alina. | Tandremo ny volana Abiba, ka ankalazao ny Paka, fanomezam-boninahitra an' ny Tompo Andriamanitrao, fa tamin' ny volana Abiba, raha alina, no nitondran' ny Tompo Andriamanitrao anao nivoaka tany Ejipta. | Observe le mois d' |