<-
->

Deo / Dt 16:12 And thou shalt remember that thou wast a bondman in Egypt: and thou shalt observe and do these statutes. Ary tsarovy fa andevo tany Egypta ianao; koa tandremo sy araho ireo didy ireo. Tsarovy fa efa mba andevo tany Ejipta koa hianao, ka tandremo ny hanatanteraka ireo didy ireo. Tu te souviendras que tu as été en servitude au pays d'Égypte, et tu garderas ces lois pour les mettre en pratique.