<-
->

Deo / Dt 16:6 But at the place which the Lord thy God shall choose to place his name in, there thou shalt sacrifice the passover at even, at the going down of the sun, at the season that thou camest forth out of Egypt. fa eo amin' ny fitoerana izay hofidin' i Jehovah Andriamanitrao hampitoerany ny anarany no hamonoanao azy rehefa hariva tokony ho maty masoandro, dia tahaka izay nivoahanao avy tany Egypta. fa amin' ny fitoerana izay hofidin' ny Tompo Andriamanitrao hamponenany ny anarany ihany no hamonoanao ny soron' ny Paka, amin' ilay hariva maty masoandro iny, izay fotoana nivoahanao tany Ejipta. mais c' est au lieu choisi par Yahvé ton Dieu pour y faire habiter son nom que tu immoleras la pâque, le soir au coucher du soleil, à l' heure de ta sortie d'Égypte.