<-
->

Deo / Dt 17:12 And the man that will do presumptuously, and will not hearken unto the priest that standeth to minister there before the Lord thy God, or unto the judge, even that man shall die: and thou shalt put away the evil from Israel. Fa ny olona izay miavonavona ka tsy mihaino ny mpisorona izay mitsangana hanao fanompoam-pivavahana eo anatrehan' i Jehovah Andriamanitrao, na ny mpitsara, dia aoka ho faty izany olona izany; ka dia hofongoranao tsy ho eo amin' ny Isiraely ny fanao ratsy. Hohelohin-ko faty izay mety hoentim-piavonavonana, ka amin' ny ataony dia tsy hihaino ny mpisorona mitoetra eo hanompoany an' ny Tompo Andriamanitrao, na tsy mihaino ny mpitsara. Izany no hamongoranao ny ratsy eo amin' Israely. Si quelqu' un agit présomptueusement, n' obéissant ni au prêtre qui se tient là pour le service de Yahvé ton Dieu, ni au juge, cet homme mourra. Tu feras disparaître d' Israël le mal.