<-
->

Deo / Dt 17:16 But he shall not multiply horses to himself, nor cause the people to return to Egypt, to the end that he should multiply horses: forasmuch as the Lord hath said unto you, Ye shall henceforth return no more that way. Kanefa aoka tsy hanana soavaly maro izy, na hampiverina ny olona ho any Egypta mba hahazoany soavaly maro, satria hoy Jehovah taminareo: Aza miverina amin' izany lalana izany intsony. Aoka anefa izy tsy hanan-tsoavaly betsaka na hitondra ny vahoaka hiverina any Ejipta mba hahazoany soavaly betsaka, fa hoy Iaveh taminareo: Aza miverina amin' izany làlana izany intsony amin' ny sisa. Mais qu' il n' aille pas multiplier ses chevaux, et qu' il ne ramène pas le peuple en Égypte pour accroître sa cavalerie, car Yahvé vous a dit : " Vous ne retournerez jamais par ce chemin. "