<-
->

Deo / Dt 19:13 Thine eye shall not pity him, but thou shalt put away the guilt of innocent blood from Israel, that it may go well with thee. Tsy hiantra azy ny masonao; fa hesorinao tsy ho eo amin' ny Isiraely ny heloka ny amin' ny rà marina, mba hahita soa ianao. Aza miantra azy ny masonao fa esory amin' Israely ny rà tsy manan-tsiny, dia hiadana hianao. Ton oeil sera sans pitié. Tu feras disparaître d' Israël toute effusion de sang innocent, et tu seras heureux.