<-
->

Deo / Dt 2:12 The Horims also dwelt in Seir beforetime; but the children of Esau succeeded them, when they had destroyed them from before them, and dwelt in their stead; as Israel did unto the land of his possession, which the Lord gave unto them. Ary ny tany Seira dia nonenan' ny Horita, fa ny taranak' i Esao nandroaka azy ka nandringana azy tsy ho eo anoloany, dia nonina nisolo azy, araka ny nataon' ny Isiraely tao amin' ny tany izay nomen' i Jehovah azy ho lovany.) Ny tany Seira koa fahiny, dia nonenan' ny Horeana, nefa noroahin' ny taranak' i Esao ireny nataony lany ringana teo anatrehany, dia izy ireo no nonina nisolo ireny, toy ny nataon' ny zanak' Israely tamin' ny tany ananany, izay nomen' ny Tompo azy. De même en Séïr demeuraient auparavant les Horites, que les fils d'Ésaü dépossédèrent et exterminèrent pour s'établir à leur place, ainsi que l' a fait Israël pour sa terre, l' héritage reçu de Yahvé.