<-
->

Deo / Dt 2:19 And when thou comest nigh over against the children of Ammon, distress them not, nor meddle with them: for I will not give thee of the land of the children of Ammon any possession; because I have given it unto the children of Lot for a possession. dia ho tonga ao akaikin' ny taranak' i Amona, nefa aza mandrafy azy, na mila ady aminy; fa tsy hanomezako ho lovanao ny tanin' ny taranak' i Amona, satria nomeko ho lovan' ny taranak' i Lota izany. ka ho tonga any akaikin' ny taranak' i Amona hianao, nefa aza manomboka ady aminy, na mifanditra aminy, fa tsy hanomezako ho fanananao ny tanin' ny taranak' i Amona, na dia kely aza, satria efa nomeko ho fananan' ny taranak' i Lota izany. et tu vas te trouver devant les fils d' Ammon. Ne les attaque pas, ne les provoque pas ; car je ne te donnerai rien du pays des fils d' Ammon : c' est aux fils de Lot que je l' ai donné pour domaine.