<-
->

Deo / Dt 2:21 A people great, and many, and tall, as the Anakims; but the Lord destroyed them before them; and they succeeded them, and dwelt in their stead: Firenena lehibe sy maro isa ary olona lava tahaka ny Anakita ireny, nefa naringan' i Jehovah tsy ho eo anoloany izy, ka ny Amonita no nonina nisolo azy, vahoaka lehibe, maro isa sy lava toy ny Enakima. Naringan' ny Tompo ireny teo anoloan' ny Amonita izay nandriaka azy sy nonina nisolo azy; peuple grand, nombreux et de haute stature comme les Anaqim. Yahvé les extermina devant les Ammonites qui les dépossédèrent et s'établirent à leur place,