<-
->

Deo / Dt 2:29 (As the children of Esau which dwell in Seir, and the Moabites which dwell in Ar, did unto me;) until I shall pass over Jordan into the land which the Lord our God giveth us. (araka izay nataon' ny taranak' i Esao, izay monina any Moabita, izay monina any Ara, tamiko) mandra-pitako an' i Jordana ho any amin' ny tany izay omen' i Jehovah Andriamanitray anay. Efa nanao izany tamiko ny taranak' i Esao monina any Seira, sy ny Moabita monina any Ara mandra-pitako an' i Jordany, ho any amin' ny tany omen' ny Tompo Andriamanitray anay. comme me l' ont accordé les fils d'Ésaü qui habitent en Séïr et les Moabites qui habitent en Ar, jusqu'à ce que je passe le Jourdain pour aller au pays que Yahvé notre Dieu nous donne. "