<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 2:36 | From |
Hatrany Aroera, izay eo amoron' ny lohasahan-driaka Arnona, dia hatramin' ny tanàna izay ao an-dohasaha ka hatrany Gileada, dia tsy nisy tanàna tsy afatsika; fa izy rehetra dia natolotr' i Jehovah Andriamanitsika teo anoloantsika. | Hatrany Aroera amoron' ny lohasan-driaka Arnòna, sy ny tanàna eo anatin' ny lohasaha, ka hatrany Galaada, dia tsy nisy tanàna sarotra anihina ka tsy afatsika, fa natolotry ny Tompo Andriamanitsika ho antsika daholo. | Depuis |