<-
->

Deo / Dt 2:5 Meddle not with them; for I will not give you of their land, no, not so much as a foot breadth; because I have given mount Seir unto Esau for a possession. ka aza mila ady aminy; fa tsy hanomezako anao ny taniny, na dia eram-paladia akory aza, satria nomeko ho lovan' i Esao ny tendrombohitra Seira. nefa mitandrema tsara mba tsy hisy hifandiranareo aminy, fa tsy hanomezako anareo ny taniny, na dia eram-paladia aza; ny tendrombohitra Seira efa nomeko an' i Esao hananany azy. N' allez pas les provoquer, car je ne vous donnerai rien de leur pays, pas même la longueur d' un pied : c' est à Ésaü que j' ai donné la montagne de Séïr pour domaine.