<-
->

Deo / Dt 2:8 And when we passed by from our brethren the children of Esau, which dwelt in Seir, through the way of the plain from Elath, and from Eziongaber, we turned and passed by the way of the wilderness of Moab. Ary raha nandalo ny taranak' i Esao rahalahintsika izay monina any Seira isika ary niala tamin' ny lalana amin' ny tani-hay sy tao Elata ary Ezion-gebera, dia nivily isika ka nandeha tamin' ny lalana mankany amin' ny efitr' i Moaba. Koa nandalo lavidavitra ny rahalahintsika zanak' i Esao izay monina any Seira isika, lavidavitra ny làlana amin' i Arabaha sy Elata ary Asiongabera; nivily isika dia nihazo ny làlana mankany amin' ny efitr' i Moaba. Nous avons donc passé au-delà de nos frères, les fils d'Ésaü qui habitent en Séïr, par la route de la Araba, d'Élat et d'Éçyôn-Gébèr ; puis, changeant de direction, nous prîmes la route du désert de Moab.