<-
->

Deo / Dt 20:1 When thou goest out to battle against thine enemies, and seest horses, and chariots, and a people more than thou, be not afraid of them: for the Lord thy God is with thee, which brought thee up out of the land of Egypt. Raha mivoaka hanafika ny fahavalonao ianao ka mahita soavaly sy kalesy ary olona maro noho ianao, dia aza matahotra azy; fa Jehovah Andriamanitrao kosa, Izay nitondra anao niakatra avy tany amin' ny tany Egypta, no momba anao. Raha mivoaka hiady amin' ny fahavalonao hianao, ka mahita soavaly aman-kalesy sy vahoaka maro noho hianao, dia aza matahotra azy fa momba anao Iaveh Andriamanitrao, izay nitondra anao niakatra avy tany amin' ny tany Ejipta. Lorsque tu partiras en guerre contre tes ennemis et que tu verras des chevaux, des chars et un peuple plus nombreux que toi, tu n' en auras pas peur ; car Yahvé ton Dieu est avec toi, lui qui t' a fait monter du pays d'Égypte.