<-
->

Deo / Dt 20:17 But thou shalt utterly destroy them; namely, the Hittites, and the Amorites, the Canaanites, and the Perizzites, the Hivites, and the Jebusites; as the Lord thy God hath commanded thee: Fa aringano tokoa ireo, dia ny Hetita sy ny Amorita sy ny Kananita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita, araka izay nandidian' i Jehovah Andriamanitrao anao, Fa atokano ho anatema ireo firenena ireo, ny Heteana, ny Amoreana, ny Kananeana, ny Ferezeana, ny Heveana, ary ny Jeboseana, araka ny nandidian' ny Tompo Andriamanitrao anao, Oui, tu les dévoueras à l' anathème, ces Hittites, ces Amorites, ces Cananéens, ces Perizzites, ces Hivvites, ces Jébuséens, ainsi que te l' a commandé Yahvé ton Dieu,