<-
->

Deo / Dt 23:4 Because they met you not with bread and with water in the way, when ye came forth out of Egypt; and because they hired against thee Balaam the son of Beor of Pethor of Mesopotamia, to curse thee. Ny Amonita sy ny Moabita tsy mahazo miditra amin' ny fiangonan' i Jehovah: na dia hatramin' ny taranany fahafolo mandimby aza dia tsy hahazo miditra amin' ny fiangonan' i Jehovah hatramin' ny mandrakizay ireny, Ny Amonita sy ny Moabita dia tsy hiditra amin' ny fiangonan' ny Tompo, na dia hatramin' ny taranany fahafolo aza, dia tsy hiditra amin' ny fiangonan' ny Tompo na oviana na oviana; satria tsy tonga nitsena hanina sy rano anareo izy teny an-dàlana, fony hianareo nivoaka avy tany Ejipta: sady nampaka sy nanamby vola an' i Balaama, zanak' i Beora avy any Petora, any Mesopotamia, hanozona anao. L' Ammonite et le Moabite ne seront pas admis à l' assemblée de Yahvé ; même leurs descendants à la dixième génération ne seront pas admis à l' assemblée de Yahvé, et cela pour toujours ;