<-
->

Deo / Dt 25:19 Therefore it shall be, when the Lord thy God hath given thee rest from all thine enemies round about, in the land which the Lord thy God giveth thee for an inheritance to possess it, that thou shalt blot out the remembrance of Amalek from under heaven; thou shalt not forget it. Ary rehefa omen' i Jehovah Andriamanitrao fitsaharana amin' ny fahavalonao rehetra manodidina ianao any amin' ny tany izay omen' i Jehovah Andriamanitrao anao ho lovanao, dia hovonoinao ny fahatsiarovana ny Amalekita tsy ho eo ambanin' ny lanitra intsony: aza hadinoinao izany. Ka raha avy izay hanomezan' ny Tompo Andriamanitrao fitsaharana anao, tsy hohelingelenin' ny fahavalonareo rehetra manodidina anao, any amin' ny tany omen' ny Tompo Andriamanitrao anao ho lovanao mba hanananao azy, dia vonoy tsy ho ety ambanin' ny lanitra intsony ny fahatsiarovana an' i Amaleka, aza manadino izany. Lorsque Yahvé ton Dieu t' aura établi à l' abri de tous tes ennemis alentour, au pays que Yahvé ton Dieu te donne en héritage pour le posséder, tu effaceras le souvenir d' Amaleq de dessous les cieux. N' oublie pas !