<-
->

Deo / Dt 25:6 And it shall be, that the firstborn which she beareth shall succeed in the name of his brother which is dead, that his name be not put out of Israel. Ary ny lahimatoa izay haterany dia hitondra ny anaran' ilay rahalahy izay efa maty, mba tsy ho faty maso eo amin' ny Isiraely izy. Ary ny voalohan-janany lahy haterany no handova ilay rahalahy maty sy haka ny anarany, mba tsy ho faty eo amin' Israely izany anarana izany. et le premier-né qu' elle enfantera relèvera le nom de son frère défunt ; ainsi son nom ne sera pas effacé d' Israël.