<-
->

Deo / Dt 28:60 Moreover he will bring upon thee all the diseases of Egypt, which thou wast afraid of; and they shall cleave unto thee. Dia haveriny aminao indray ny aretin' i Egypta rehetra, izay natahoranao ka hiraikitra aminao ireny. Hataony hihatra aminao indray ny aretina rehetra tany Ejipta izay nampangovitra anao, ka hiraikitra aminao izany. Il fera revenir chez toi ces maux d'Égypte qui furent ta terreur, et ils s' attacheront à toi.