<-
->

Deo / Dt 30:20 That thou mayest love the Lord thy God, and that thou mayest obey his voice, and that thou mayest cleave unto him: for he is thy life, and the length of thy days: that thou mayest dwell in the land which the Lord sware unto thy fathers, to Abraham, to Isaac, and to Jacob, to give them. dia ny ho tia an' i Jehovah Andriamanitrao ianao ka hihaino ny feony sy hifikitra aminy; fa izany no fiainanao sy fahamaroan' ny andronao, mba honenanao eo amin' ny tany izay nianianan' i Jehovah tamin' i Abrahama sy Isaka ary Jakoba razanao, homena azy. amin' ny fitiavana an' ny Tompo Andriamanitrao, sy fihainoana ny feony, ary firaiketana aminy, fa izany no fiainanao sy andro lava honenanao any amin' ny tany efa nianianan' ny Tompo homena an' i Abrahama sy Isaaka ary Jakoba, razanao. aimant Yahvé ton Dieu, écoutant sa voix, t' attachant à lui ; car là est ta vie, ainsi que la longue durée de ton séjour sur la terre que Yahvé a juré à tes pères, Abraham, Isaac et Jacob, de leur donner.