<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 31:7 | And |
Ary Mosesy niantso an' i Josoa ka niteny taminy teo imason' ny Isiraely rehetra hoe: Mahereza sy matanjaha; fa ianao sy ity firenena ity dia hiara-miditra ao amin' ny tany izay nianianan' i Jehovah tamin' ny razany homena azy; ary ianao no hampandova azy izany. | Dia nantsoin' i Moizy Josoe, ka hoy izy taminy, teo anatrehan' Israely rehetra: Mahereza ary matanjaha tsara, fa hianao no hiditra miaraka amin' ity vahoaka ity, any amin' ny tany efa nianianan' ny Tompo tamin' ny razany homena azy ireo; ary hianao no hampanana azy ireo izany. | Puis |