<-
->

Deo / Dt 32:50 And die in the mount whither thou goest up, and be gathered unto thy people; as Aaron thy brother died in mount Hor, and was gathered unto his people: Dia aoka ho faty ao amin' ny tendrombohitra izay iakaranao ianao, ka ho voangona any amin' ny razanao, tahaka ny nahafatesan' i Arona rahalahinao tao an-tendrombohitra Hora sy ny nanangonana azy any amin' ny razany, Ho faty eo amin' ny tendrombohitra hiakaranao hianao, dia hangonina any amin' ny razanao, tahaka ny nahafatesan' i Aarona rahalahinao tany an-tendrombohitra Hora, sy nanangonana azy tany amin' ny razany; Meurs sur la montagne où tu seras monté, et tu seras réuni aux tiens, comme Aaron ton frère, mort sur la montagne de Hor, fut réuni aux siens.