<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 33:13 | And of |
Ary ny amin' i JOSEFA dia hoy izy: Hotahin' i Jehovah anie ny taniny Amin' ny zava-tsoan' ny lanitra, dia amin' ny ando, Ary amin' ny rano lalina mamitsaka any ambany, | Ny amin' i Josefa dia hoy izy: Tahin' ny Tompo ny taniny; azy ny andro fanomezan-tsoan' ny lanitra, ny rano amin' ny hantsana lehibe monina ao ambany; | Il dit sur |