<-
->

Deo / Dt 33:18 And of Zebulun he said, Rejoice, Zebulun, in thy going out; and, Issachar, in thy tents. Ary ny amin' i ZEBOLONA dia hoy izy: Mifalia, ry Zebolona, amin' izay alehanao, Ary ianao, ry ISAKARA, ao an-dainao. Ny amin' i Zabolona dia hoy izy: Mifalia, ry Zabolona, amin' ny fandehananao, ary hianao, ry Isakara, ao an-dainao. Il dit sur Zabulon : Sois heureux, Zabulon, en tes expéditions, et toi, Issachar, dans tes tentes !