<-
->

Deo / Dt 33:2 And he said, The Lord came from Sinai, and rose up from Seir unto them; he shined forth from mount Paran, and he came with ten thousands of saints: from his right hand went a fiery law for them. Hoy izy: Jehovah avy tao Sinay, Ary niseho taminy avy tany Seïra; Niposaka namirapiratra avy tany an-tendrombohitra Parana Izy; Ary avy tao amin' ny masiny tsy omby alinalina; Ary teo ankavanany nisy lalàn' afo ho an' ireo. Hoy izy: Tonga avy tany Sinaia Iaveh, niposaka ho azy ireo avy any Seira izy; namirapiratra avy ao an-tendrombohitra Farana izy, ary nivoaka teo afovoan' ny masina tsy omby alinalina; ary nitselatra ho azy ireo avy eo ankavanany ny tsirim-pahazavana. Il dit : Yahvé est venu du Sinaï. Pour eux, depuis Séïr, il s' est levé à l' horizon, il a resplendi depuis le mont Parân. Pour eux, il est venu depuis les rassemblements de Cadès, depuis son midi jusqu' aux Pentes.